Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Jolay, 2019
An'hetsiny no nanao fihetsiketsehana tao Hong Kong manohitra ny volavolan-dalànan'ny fampodiana olona ho any Shina
Nilaza ireo mpanao fihetsiketsehana fa ho mora ho an'i Shina tanibe ny hisambotra ireo mpitsikera, mpanohitra ary eny fa dia ireo mpanao gazety ao Hong Kong aza amin'ity fanitsiana ny volavolan-dalàna natolotra ity.