Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Avrily, 2016

Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Avrily, 2016

Fampiharana Vaovao Manampy Ireo Olom-pirenena Hamantatra Izay Fantatr'ireo Mpamatsy Aterineto Ao Hong Kong Momba Azy Ireo

Mamoaka taratasy iray ho an'ireo mpampiasa azy ho alefa amin'ireo mpanome tolotra aterineto sy ireo orinasam-pifandraisana amin'ny finday ny Access My Info mba hangatahany angon-drakitra mikasika azy ireo ihany.

Lahatsary Hafainganina Ahitàna Rahona Toa Ranomasina Mitety An'i Hong Kong

"Trano mijoalajoala manaka-danintra no mamefy ilay tanàna, izay toa alan-tsimenitra... Nefa raha manokana fotoana ianareo hamantarana ilay tanàna, dia tena faran'izay akaiky kely ny hakanto natoralin'ny tontolony."