Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Janoary, 2019
Namaloka ny sehatra ara-kolontsaina niroborobo tao Hong Kong ny fikatonana tamin'ny mpanoratra tantara foronina mpisinta-kevitra iray
Hatramin'ny taompolo 1950s i Hong Kong no nanana fomba nireharehana tamin'ny zavakanto sy literatiora an-tsesitany. Toe-javatra maromaro nitranga tao ho ao no ahafahana mihevitra fa misy loza mitatao ambonin'ireo.