· Septambra, 2009

Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Septambra, 2009

Shina: Mpianatra ao Beijing manohitra ny hanao famerenana mitabe

  22 Septambra 2009

Satria moa efa mihamanakaiky ny 1 Oktobra hankalazana ny faha-60 taonan'ny Repoblika entim-bahoakan'i Shina, dia netsehina hanao mitabe ho amin'izany fotoan-dehibe izany ny mpianatra avy amin'ny lisea sy ny Anjerimanontolo mihoatra ny iray hetsy ao Beijing. Misy ny mpianatra tsy faly loatra satria tsy maintsy manao mitabe avokoa ny mpianatra...