Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Desambra, 2019

Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Desambra, 2019

Mpanazava: Ahoana no hahafahan'ny Lalàna Amerikana momba ny zon'olombelona sy ny demokrasia hiaro ny fahalalahana ao Hong Kong

Nandany lalàna iray mitsinjo ny fiarovana ny Sata fizakantena ananan'i Hong Kong sy ireo zo sivilin'ireo mponina ao aminy ny antenimieram-doholona ao Etazonia.

Firaisankina ho an'i Yuli Riswati, ilay Indoneziana mpiasa an-trano noroahana fa nitantara momba ny fihetsiketsehana tany Hong Kong

"Izahay dia manameloka ity fihetsika ity izay mety natao hampitahorana ireo mponina tsi-maharitra ary hanakana azy ireo tsy handray anjara na hitatitra sy haneho hevitra momba ny hetsika politika eto Hong Kong."

Asakantom-panoherana Hong Kong: zavatra mavo

"Ny fampirantiana “ YELLOW OBJECTS” dia fandrabirabiana ny fahefana bontolo sy tsi-mifaditrovana manondro olombelona ho zavatra, ary fampahatsiahivana mba hiaro sy hanandratra ny fahamendrehan'olombelona."

Olona 3 tapitrisa tonga nandatsa-bato, resin'i Hong Kong ny isa ambony indrindra tamin'ny fandraisana anjara hatrizay

Raisina ho tondro goavana maneho ny hevitr'ireo olompirenena manoloana ny krizy pôlitika misy amin'izao fotoana ny voka-pifidianana, satria an-tapitrisany ireo mpandatsa-bato misafidy amin'ireo mpifaninana mpomba ny andrimpanjakana sy ny mpandàla ny demaokrasia.