· Marsa, 2010

Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Marsa, 2010

Shina: nifindra ho an'ny Hong-Kong ny google.cn

  25 Marsa 2010

Nanapa-kevitra ny handao an'i Shina ihany ny Google. Vantany vao nahavita ny fanambarana ny Google dia nitsahatra tamin'ny fnaovana sivana ny tadiavina amin'ny milin-karoka ao amin'ny google.cn amin'ny familiana hankany amin'ny google.com.hk. Ao amin'ny bolongana ofisialin'ny Google i David Drummond, lehiben'ny fiandraiketana ny lafiny lalàna no manazava fa ny anton'izao fanapahan-kevitra...