Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Febroary, 2017
Atahoran'ireo Ray Aman-dreny Sasany ao Hong Kong Fa Tia Ireo Andriambavin'ny Disney Ireo Zanany Lahy
"Manakaiky ny taona 2020, sarotra ny mieritreritra fa ireo ankizivavy ihany no afaka mitia ny loko mavokely. Tena nilaozan'ny toetrandro ny fitsaratsaram-poana toy izany."
Hira Singlish Manintona Mandrisika An'i Hong Kong Hamerina Ny Fitaovan'ny Miaramila any Singapore
"Nahoana ianao no tsy maintsy ho liddat? Avereno ny Terrex nay!"