Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Oktobra, 2016
Miatrika Fandravana ny Teatram-panjakan'i Hong Kong Taorian'ny Ady Lehibe Faharoa Ao Hong Kong
Tsy iadiana hevitra ny maritranon'ny vatosoa na eo an-toerana, na manerana izao tontolo izao, ..., azo antoka fa manana ny fahafahana hivoatra ho fanasongadinana ny fizahantany sy mari-pamantarana ara-kolotsaina izay mba afaka hireharehan'ny vahoaka ao Hong kong
Tian'i Hong Kong Hampahafantarina Fotsiny Ve Izay Tena Soatoavina Lalaina Amin'ilay Valisoa Miteraka resabe?
Tamin'ny lahateniny, namporisihan'i Fonia Wong Leung-Fong ny tanora mba hanaraka ny ohatra nasehony ary hiasa "efatra heny mafy kokoa noho ny ankamaroan'ny olona."
Sardinina Daholo Isika Amin'ny Tsenan'ny Fampialofana Ao Hong Kong
Mihena ny faritra onenana ao Hong Kong raha midangana ny vidiny. Ity no valinteny iray amin'io toe-javatra tsy rariny io.
Olom-pirenena Hong Kong Maneho Ny Hatezeran'izy Ireo Noho Ny Fanakanana Azy Ireo Tsy Hiditra Ao Makaô
Tapa-bolana talohan'ny ny fitsidihan'ny praiminisitra Shinoa, Li Keqiang, nikorontana ny fanaraha-maso tao amin'ny sisintanin'i Makaô. Olom-pirenena am-polony mahery avy any Hong Kong no tsy navelan'ny fifindramonina Makaô niditra tao noho ny filazana fa loza mitatao ho an'ny fiarovana ny tanàna izy ireo.
Ao Amin'ny Media, Triatra Avy Ao Anatiny Ny Ankolafy ‘Mpomba an'i Beijing’ Ao Hong Kong
Eritrereritin'ireo mpitsikera sasany ho maneho fitriarana avy ao anatin'ny ankolafy mpomba an'i Beijing any Hong Kong io fihetsika mahatohina nataon'ny Sing Pao Daily io, izay fantatra ho mpomba an'i Beijing.