· Oktobra, 2007

Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Oktobra, 2007

Ny rap’ny mpampianatra Feng Shui

  19 Oktobra 2007

Kevin, mpitoraka bilaogy, dia namoaka anterineto horonan-tsarin-kira rap roa momba ny Feng Shui sy mpampianatra feng shui roa, Mak Ling Ling sy So Man Fung (sinoa). Ny Feng Shui dia taranjan’ny maritrano, ny lamin’ny fanaka anatiny, sy ny faminaniana ny ho avy. Ireo mpampianatra feng shui ireo taloha dia olona tsotra...