· Septambra, 2012

Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Septambra, 2012

Hong Kong: Bahàno Ny Afovoany – Mialoha Ny Fanesorana An-kery

  06 Septambra 2012

Ny 'Bahàno Ny Afovoany' dia naharitra maherin'ny folo volana ary isan'ny iray lava indrindra tamin'ireo hetsika fibahànana manerantany. Vao haingana ny HSBC no nahazo taratasy tamin'ny fitsarana hanesorana ireo mpibahana - mafàna fo, mpilanja sakaosy mandehandeha sy tsy manan-kialofana ka ny 27 Aogositra amin'ny 9 ora alina no fetra farany