Nampitain'ny namana
Tomavana fa
niakatra be ny isan'ny aina nafoy araky ny tatitra farany nampitain'ny tompon'andraikitra, taorian'ny fandalovan'ny rivomahery Hubert tany Madagasikara, raha 36 izany tamin'ny herinandro lasa dia tafakatra 78 kosa ankehitriny ary mahatratra 145'000 ireo tra-boina. Ambarany koa fa
nohon'ny tondra-drano tsy an-kijanona, dia manahy ny fiverenan’ny areti-mifindra “Kilalaka 2010” na Chikungunya ireo mpitsabo any an-toerana.