Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Aogositra, 2015
Ankizy vavikely Makedoniana Maty Teo Am-piandrasana Ny Fitokanana Ny Toeram-pitsaboana
Nilaza ireo loharanon'ny media tsy miankina fa niditra tamin'ny trangan'ilay ankizivavy ireo manampahefana, satria te-hanokatra ilay toeram-pitsaboana vaovao izy ireo, ary hampiseho ilay zazavavikely ho toy ny fahombiazany voalohany.
Mpiasan'ny Fahasalamàna Mandihy Ho Fankalazàna Ny Famoahana Ilay Marary Farany Tratry Ny Ebola Tao Sierra Leone
Nahafaty olona 3.952 tao amin'ity firenena ao Andrefan'i Afrika ity ny valanaretina Ebola raha ny filazàn'ny Fikambanana Iraisampirenena momba ny Fahasalamàna.
Azo Heverina Ve Izany Hoe Bangladesh Sakaizan'ny Ankizy Kokoa?
Tetibola manokana hoan'ny ankizy ao anatin'ny tetibola 2015-16 mba hiarovana tsara kokoa ny zon'ny ankizy sy ny mahasoa azy ireo ao Bangladesh
Farany izay ny filàn'ny tompon'ity fisotroana kafe ity vaniny ny aotista rahavavin'ny mpilatro malaza iray ao Rosia

Inona no nitranga raha nandroaka an'i Oksana, tovovavy 27 taona, mpanjifa voan'ny ôtisma ny tompona trano fisotroana kafe iray izay nilaza taminy fa mampatahotra ireo mpanjifany izy?
Trondro maty an-drano ireo tao Tianjin ireo raha amin'ny filazana ofisialy, hoy ny fiheveran'ny mpiserasera
Herinandro taorian'ny fipoahana mahatsiravina tao amin'ny trano fitehirizan'entana shimika izay namoizana ain'olona 116 tao Tianjin, Shina, trondro an'arivony maty no nipoitra tamin'ny renirano tsy lavitry ny toerana nisy ny fipoahana.
Nanoratra karatry ny paositra an'arivony ity dokotera ity hahazoan'ny mahantra ao India torohevitra ara-pahasalamana
Nahita fomba tsy mampiasa teknolojia avo lenta ny dokotera Indiana iray amin'ny fanomezana fomba fikarakarana ara-pahasalamana: manoratra karatry ny paositra (carte postale).
Bolivia : Trano Fisakafoanana Mahazo Dera Noho Ny Fampandrosoany Malalaka Ny Reny Mampinono
Voalaza fa i Bolivia no firenena Amerikana Atsimo izay manana taha ambony amin'ny fampinonoan-dreny, nefa tsy ampiana amin'ny fanaovana izany imasom-bahoaka.
India : Tsy Ny Ara-Pahasalamana Ihany No Voakasiky Ny Tsy Fisian'ny Trano Fivoahana
Mitarika ny sotasota ara-nofo atao amin'ireo tovovavy sy ny vehivavy ny fangerena an-kalamanjana, ary ireo fitaovan'ny rafi-panavakavahan-tsaranga ao amin'ny firenena dia 'ny tsy fikitika' no natao hanadio ireo maloto any amin'ny faritra sasany, amin'ny alàlan'ny tànana.