· Desambra, 2009

Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Desambra, 2009

Sarimihetsika 3D Kolombiana mivoaka amin'ny aterineto

Taorian'ny herintaona niasana mafy, dia nahavita sarimihetsika fohy ireo orinasa Kolombianina roa, mitantara ny fitiavana voarara eo amin'ny otrikaretin'ny gripa sy ny sela fotsy ary maniry ny hizara azy maimaim-poana amin'ny izao tontolo izao amin'ny fampisehoana azy voalohany amin'ny aterineto.

21 Desambra 2009