Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Janoary, 2009
Sina: Mbola mba misaintsaina ireo ‘zazakely tratry ny vato any anatin'ny voa’ ve ny governemanta?
Voafafa tsikelikely niaraka tamin'ny fikatonam-baravaran'ny orinasa Sanlu ny fampitam-baovao momba ny trangan'ny ronono voapozina tany Sina. Tamin'ny Desambra 2008, nanambara ny tetika iaingàna ho fanonerana izany ny governemanta Sinoa, na...
isiraely: Fa aiza i Mahmoud al-Zahar?
Loharanom-baovao Palestiniana iray no voatsonga tao amin'ny Sunday (alahady) raha nilaza fa naratra nandritra ny andro farany nanaovan'ny Isiraeliana fanafihana tany Gaza ny Loholona ambony ao amin'ny Hamas Atoa Mahmoud...
Bolivia: Mifampitana @ Tazo Dengy
Nandrava ny fambolena sy ny tranon'olo-tsotra noho ny fiakaran'ny rano ny fiavian'ny orana any amin'ny faritra atsinanan'i Bolivia. Etsy ankilan'izany dia mamorona toeram-pitomboan'ny moka mpampiely ny tazon'ny dengue io orana...
Angola:Mananontanona ny Ebola, nakatona ny sisintany
Vokatry ny fipariahan'ny otrik'aretina Ebola any amin'ny Repoblika Demokratikan'i Congo indray, ny governemanta Angoley dia nanapa-kevitra ny hanidy ny sisin-tany manasaraka ny tany roa tonta ,mba hisakana ilay otrik'aretina mahafaty...
Korea: fahazarana 17 mahatonga ny hoditrao ho malaky antitra
Hanolotra lahatsoratra iray milaza fampahafantarana mahaliana (na mampihomehy) anareo aho: ny fahazarana 17 anananao izay manome taona (fahanterana?) ny hoditrao. 값비싼 화장품이 피부를 유지해준다!? 이런 마음가짐으로 고급 화장품만을 믿고 피부에...
Ebola: Fifehezana ny areti-mandringana Ebola
Voaporofo tokoa ny fisian'ilay valan'aretina mora mifindra, antsoina hoe tazo Ebola any amin'ny Repoblika Demaokratikan'i Congo. Heverina fa efa mihoatra ny 36 ny isan'ny olona tratran'ity aretina ity ary 12...
Kamerona: Toraho Blaogy ny famonjena zaza 4 taona mivonto loha
Vaovao farany: Namony ny ainy tamin'ny 8 Janoary y Bright Fuh tao amin'ny ilay hopitaly ny tsabonazy. Ho derainy ny tompo ny fanahiny. Tamin’ny atsasakin’ny volana novambra teo dia nilazalaza...