Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Avrily, 2008
SIDA – Zava-pady sy mahamenatra ho an’i Arabo
Ny SIDA, syndrome immunodéficitaire acquis mahafaty, dia tsy firesaka any amin'ny tontolo Arabo. Saika ity teny mampivarahontsana ity anefa no novoizin'ireo blaogy maro tamin'ity herinandro ity – avy any Jordana,...
Nizeria : Fandraràna ny fimailo
Jeremy Weate no manapariaka ao amin'ny naijablog lahatsoratra mikasika ny fandraràna ny fimailo any Anambra, Nizeria : It is now illegal to encourage the use of condoms in southeast Nigeria's...
Hongria: krizy eo amin'ny governemanta
Eva Balogh ao amin'ny Hungarian Spectrum no mitatitra ny krizy miseho eo amin'ny firaisankina governemantaly manasratsaraka ny mpikambana aoamin'ny governemanta raha nanala ny minisitry ny fahasalamana ny praiminisitra.