· Desambra, 2007

Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Desambra, 2007

Benin : Ny zatovo sy ny fifohana sigara

  18 Desambra 2007

Ny mpiblaogy Jackie dia mitatitra momba ny taham-pifohana sigara eo anivon'ny zatovo any Benin : « According to a recent global youth tobacco survey report, more than twenty percent of school children...

Koety: krizin'ny atody

  18 Desambra 2007

Mpamaham-bolongana Koesiana Nibaq no mamakafaka lalindalina ao amin’ ity lahatsoratra ity  ny anton'ny krizin'ny atody ao amin'ny firenena misy azy. Nambarany ao ary fa raha mahatratra 1.000.000.000 ny isan'ny atody lanin'ny firenena...

Tonizia : Ireo aretin'ankizy dimy voalohany

  17 Desambra 2007

Ny blaogy Subzero Blue monina any Tonizia dia manolotra ny listr'ireo aretina dimy voalohany izay manakana ny ankizy handeha any an-tsekoly : « 1. Ireo aretina vokatry ny hatsiaka 2....

Sodana : Fomba tsy mahomby iadiana amin'ny SIDA

  14 Desambra 2007

Any Sodana, ny mpiblaogy Zizou from Djerba dia mitsikera izay antsoiny ho “peta-drindrin'ny fahafatesana” izay ahitana karan-doha sy taolam-pe roa mifanojo ampiasaina mba hampitandremana ny olona mikasika ny lozan'ny SIDA : « Moraliser les gens...