Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Marsa, 2014
Frantsa : Firehana Ara-Tsakafo Farany Ny Holatra
Toy ny divay sy ny voankazo ary ny legioma, dia manana ny anjara toerany lehibe amin'ny saina sy ny sakafo ny holatra, miaraka amin'ny fomba fiaina tsara sy ny vokatra eo an-toerana.