Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Aogositra, 2017
Afrika: Ny Andron'ny Tazomoka
Andron'ny Tazomoka ny 25 Aprily
Arabia Saodita: Ary Raha Toa Ka Efa Hatrizay I Olive Riley No Namahana Bilaogy?
Maty teo amin'ny faha 108 taonany ilay bilaogera Aostraliana zokiny indrindra eto amin'izao tontolo izao, Olive Riley. Raha nisaona ny fahafatesany i Mohammed Al Shehri , any Arabia Saodita dia nanontany tena hoe inona ny lova navelan'i Riley raha nisy ny Aterineto ary raha hatrizay no nisy ny famahanana bilaogy.
Arzantina: Nilahatra Ireo Mpianatra Hitakiana Sekoly Manara-penitra Kokoa
Ao amin'ny faritanin'i Rio Negro akaikin'ny tanàndehiben'i General Roca, nangataka ny governemanta mba hanatanteraka ny fampanantenany sy hamaha ny olana misy ao amin'ny sekoly ny mpianatra ao amin'ny lisea laharana faha 106.
Fitsidihana Ireo Bilaogy Libiana
(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Febroary 2007) Mitohy indray ny adihevitra tamin'ny herinandro lasa teo tao amin'ny AngloLibyan izay nitondra ny lohahevitra mikasika ireo ankizy Libiana voan'ny SIDA toy ny sampan'ilay adihevitra tamin'ny herinandro lasa nikasika...
Efa Zavamisy Iainan'ny Ankizy ao Ambovombe Ny Faharavan'ny Sivilizasiona
Nilaza ny boky siantifika iray nivoaka tao amin'ny Journal of Ecological Economics fa "hitarika any amin'ny fianjeran'ny fiarahamonina ny fitrandrahana tafahoatra ny Asa na ny Natiora " raha toa ka tsy misy na inona na inona atao hisorohana izany.