Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Aogositra, 2019
Etazonia: Ho esorina tsy ho ela ny fandraràna ny fivahinianan'ireo mitondra ny tsimokaretina VIH ?
Ny herinandro lasa teo, natomboky ny governemanta amerikàna ireo dingana farany ilaina amin'ny fanesorana ireo fepetra naharitra ela momba ireo fivezivezena sy fifindramonina neterena ho arahan'ireo vahiny mitondra ny tsimokaretina VIH