Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Febroary, 2022
Mpanao gazety sady mpikatroka pelaka Azerbaijani nisy namono
Niteraka hatezeram-bahoaka tao amin'ny sehatry ny tambajotra sosialy i Hafizli, ka maro ireo mpikatroka nitsikera ny tantaran'ny tsy fandraisana andraikitra tao Azerbaijan rehefa miresaka momba ny heloka bevava amin’ny fankahalana, indrindra indrindra. ireo mikendry vondrona voahilikilika ao amin'ny firenena.
Fanomezana voninahitra ny Andro Erantany ho an'ny Faritra Mando, ny ao Karaiba atao an-tsary
Any amin'ireo "Small Island Developing States (SIDS)" (Fanjakana Nosikely Andalam-pandrosoana) toa an'i Karaiba, izay iharan'ny dona tena henjana indrindra amin'ny fiovàn'ny toetrandro, dia ampahany tsy afaka misaraka amin'ny ady atao amin'ny fiakaran'ny maripàna erantany ireo faritra mando