Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Aogositra, 2016
“Manan-karena kokoa” ny Kolontsain'i Trinite sy Tobago Noho i Earl Crosby
" Iray amin'ireo olona heverinao ho eo foana izy — ary tampoka teo dia lasa ka namela lavaka izay tsy ho feno moramora."
Ahoana Ny Fomba Hanazavan'ny Tantaran'ny Zika Ao Pôrtô Rikô Ny Fanjanahan'i Etazonia
Manohy miasa, mitia, mivelona, sy miady tsy amin'ny otrik'aretina Zika ihany ny olona fa amin'ny zavatra maro izay mandrava kokoa: ny 100 taona maherin'ny fanjanahan-tany sy ny voka-datsiny marobe.