Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Mey, 2018
Fahasalamana: Finday Ampiasaina Ho Amin'ny Fahasalamana
Fikambanana telo mpanao asa soa no nanambatra ny heriny mba hanolotra ireo fikarakaràna mendrika indrindra amin'ny resaka fahasalamana, amin'ny alalan'ny fampiasana ireo finday sy ny informatika. Zavatra manokana katsahan'ireo hetsika teknolojia finday ireo ny hanatsaràna ireo tolotra amin'ny fahasalamana any anatin'ireo firenena andalam-pandrosoana.
Japana: Ny Ady Atrehan'Ireo Mitondra Ny Otrikaretina VHC
Tsy zava-baovao ao Japàna intsony ny tantaran'ireo fanomezana rà maloto. Ny taona 1980, marary maro nanaraka fitsaboana mikasika ny tsy fahampian-drà no nahazo ny otrikaretina VIH vokatry ny rà maloto nampidirina taminy, nohon'ny tsy fahampian'ny fanarahamaso avy amin'ny governemanta sy ireo Orinasa fivarotampanafody mahakasika ny fanapahankevitra tany aloha noraisin'ny FDA hanaisotra ny fankatoavany ireo vokatra.
Noteren'ny fihetsiketsehana, nampitomboin'ny governemanta Boligara ny famatsiam-bola amin'ny fitsaboana ankizy
"Ny zanatsika sy ny tanorantsika no harenan'ny firenena manontolo! Andeha hanohana ireo dokotera sy mpanampy mpitsabo izay manavotra ny ain-janatsika."