Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Jona, 2011
Ukraine: Fahatsiarovana sy sarin'i Chernobyl tamin'ny volana Aogositra 1986
Nigadona tany amin'ny Orinasa Famokarana Angovo nokleary any Chernobyl ny mpampiasa LJ av-strannik , i Aleksandr Strannik , monina any Mosko, tamin'ny tapaky ny volana Aogositra 1986, efa-bolana teo ho eo taorian'ny fipoahan'ny fitaovana fampandehanana #4 ny 26 Aprily, hanatrika ny ezaka fanadiovana amin'ny maha injeniora amin'ny fitsofana azy. Dimy amby roapolo taona taty aoriana, mizara ireo fahatsiarovany sy ny sary tamin'izany fotoana izany izy
Singapore: Fahatezerana Noho ny Fampijaliana Atao Amin'ny Be-Antitra Marary
Antsoina hoe Trano Fitaizan'i Nightingale ilay Toeram-pitsaboana, kanefa hita fa lavitra dia lavitra amin'i Florence Nightingale ny ataon'ny infirmiera. Tafintohina sy sanganehana ireo Singaporiana taorian’ny fahitana ilay horonantsary miafina mampiseho...
Bilaogera Asongadina: Sabrina Sultana – Amin'ny Fony no Anoratany Bilaogy
Avy any Bangladesh i Sabrina Sultana no manoratra bilaogy ary tena tia manoratra tokoa. Iray amin'ireo bilaogera an-tapitrisany maneran-tany maneho ny heviny amin'ny fampiasàna ny aterineto izy. Nefa tsy tahaka ny rehetra akory i Sabrina; amin'ny fony tokoa no anoratany bilaogy.