Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Septambra, 2011
Rosia : Sigara Natao Ho An'ny Vehivavy Tanora Nahatonga Fifandirana

Dokambarotra iray vao tsy ela izay sy fonosana navaozin'ilay orinasa mpanao sigara isan'ny matanjaka ao Rosia no nahasosotra ny bilaogera Rosiana ka nahatonga adihevitra teo amin'ny andraikitra ara-barotra sy ny dokambarotra. Nanaraka akaiky ilay raharaha i Ashley Cleek .