Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Janoary, 2017
Fampahafantarana ny ‘Vovinam’, Haiady Vietnamiana Iray Nilona Lalina Tao Anatinà Tantara Politika
Ny Vovinam, setrin'ny fibodoan'ny Frantsay tao Vietnam, dia safiotran'ireo fampiharana fahiny hita manerana ny firenena Azia Atsimo-Atsinanana.
Fampitsaharana ny Fanimbinana Taovam-pananahan'ny Vehivavy sy ny Famoràna Azy ao Afrika
Araka ny voalazan'ny OMS, vehivavy 130 tapitrisa no mijaly na nijaly noho ny fahasarotana nateraky ny famoràna:fanimbinana ny taovam-pananahany ary vehivavy telo tapitrisa no mbola iharany.
Manontany Tena ny Shinoa Raha Manamainty Ny Havokavok'izy ireo Tahaka ny Fiaran-Dalamby Haingam-pandeha ny Zavon-tsetroka
"Tsy mino aho fa ho ela velona hatramin'ny 80 taona. Jereo ny lamasinina ary jereo ny mitranga amin'ny havokavokantsika. Tratran'ny homamiadan'ny havokavoka avokoa ny raibeko, ny nenitoako sy ny dadatoako."