Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Septambra, 2022
Nahoana ny Nizeriana no mailaka tsy hiresaka ny fahasalamana ara-tsain'ny adolantsento?
Afaka mody fanina amin'ny fahasalamana ara-tsain'ny tanora ny Nizeriana olon-dehibe. Saingy hanampy trotraka ny toe-draharaha fotsiny izany, ka hiteraka toe-javatra ratsy kokoa ho an'ny ankizy.
Trinite & Tobago: renim-pianakaviana iray niaiky fa namono ny zanany, niteraka adihevitra ny momba ny herisetra, ny fahaketrahana, ary ny fahantrana sy ny aretin-tsaina
"Betsaka ny tombatombana mikasika ity raharaha ity [ka] hanomezana tsiny ny sampan-draharaham-panjakana [saingy ], tsy misy na iza na iza, raha tsy mahalala ny zava-nitranga, tokony hitsara."
Miafara amin'ny fanakatonana ny tanàna manontolo ny traikefan'i Shanghaï mikasika ny modely tetezamita fanarahamaso ny COVID-19
Many believe that the decision for a large-scale lockdown signifies the failure of the Maro no mino fa ny fanapahankevitra fanakatonana goavana dia midika ho tsy fahombiazan'ny modelin'i Shanghaï, ivon-dalana eo anelanelan'ny zero-COVID-19 sy ny tetikady fiainana miaraka amin'ny COVID-19.