Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Jolay, 2008
Dominika sy USA: Politika sy Olona
“Liana dia liana amin'ny fizotry ny fifidianana Amerikana i Chris ao amin'ny Dominica Weekly , ary mitarika azyizany hitodika amin'ny toetoetran'ny politika ao an-tanindrazany: “Angamba ny zavatra mahomby indrindra azontsika...
Singapour: Tokony ho ankatoavin'ny fanjakana ho ara-dalàna ve ny varotra taova?
Misy adihevitra mafonja miainga ao Singapour : Tokony hankato ny varotra taova ho ara-dalàna ve ny governemanta ? Ireo mamampahefana amin’ny fahasalamana, ireo mpitsabo manampahaizana manokana, ary ireo mpitoraka blaogy maro dia mifampizara fomba fijery momba azy io.
Mozambique: Fa maninona no tsy ampidirina amin'ny hopitalintsika ny mpitondrantsika
Custódio Duma [pt] no mitondra vaovao ho antsika fa nentina haingana tany amin'ny hopitaly any Afrika Atsimo ny minisitry ny fiarovana Mozambikana Filipe Nyussi raha tapaka nandritra ny lozam-pifamoivoizana ny tanany....
Iran: Mirahalahy miady amin'ny SIDA nosamborina
Saffron Sky no nanoratra fa mpikaroka mirahalahy (Dr. Kamiar sy Dr. Arash Alaei), izay fanta-dtaza iraisam-pirenena noho ny asany amin'ny ady amin'ny VIH/SIDA any Iran, no nogadrain'ny fitondrana Iraniana nandritra...
Eoropa afovoany sy atsinanana: Politikan'ny FMI sy ny matin'ny raboka
Eternal Remont no manintona ny maso amin'ny alalan'ny fanadihadiana natao tao amin'ny Anjerimanontolon'i Cambridge vao haingana milaza ny fiantraikan'ny politikan'ny FMI izay nitarika fahafatesan'olona mararin'ny raboka mahatratra 100 000 nandritra...
Bahamas: kolontsaina fimailo
“Mihanaka aoka izany ny aretina azo avy amin'ny firaisana tsy voaro sy ny tsimok'aretina VIH/SIDA any Bahamas , noho ny fitomboana fatratra ny isan'ireo tanora tratran'izany”: Adrian Gibson ao amin'ny...
Arimenia: Sigara amantarana firenena
Stuff Armos Like, mijery tsy misorona ny fahazaran(-dratsy) Arimeniana, no miteny fa raha mahazo vahana fatratra any amin'ny faritra maro hafa ny vondrom-panerena hanoherana ny fifohana sigara, dia azo heverina ho...
Madagasikara: Ny fandrindram-piterahana
Jayne Taylor Gaubatz, mpanolotena ao amin'ny Vondron'ny mpitandro fandriampahalemana ( Corps de la Paix) mpamaham-bolongana ao atsimon'ny tanànan'i Fianarantsoa, no mitantara ny fiantraikan'ny afisy miresaka ny fandrindra-mpiterahana tsara soritra iray,...
Madagasikara: Fanambadiana aloha loatra sy fahasimban'ny taova
Mialy, mpamaham-bolongana avy eto Antananarivo, no mamelabelatra ny fahoriana mianjady amin'ny zazavavy manambady [fr] any ambanivohitra noho ny olana ara-tsosialy sy ara-pahasalamana vokatry ny fanambadiana aloha loatra. Azavainy ary fa...
Egypta: Mirodana ireo tranobe
Zava-mahazatra eto Egypta ny lohateny vaventin’ireo gazety milaza fikorotsahana tranobe , ary koa ireo vatana mangatsiakan’ankizy sintonina avy any ambanin’ireny korontan-javatra ireny. Ibn Al Dunya, [anglisy], ao amin’ny blaogy Fustat,...