Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Mey, 2021

Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Mey, 2021

Onja COVID-19 vaovao manempotra an'i Taiwan

Hatreto dia tranga COVID-19 miisa 3.161 no voaisa ao Taiwan ho an'ny volana May 2021. Tany aloha, latsaky ny 1.200 no fitambarany hatramin'ny nanombohan'ilay valanaretina.

Ao anatin'ny andiany faharoa amin'ny COVID-19, miantso fanampiana iraisampirenena i Nepal

Rotehan'ny onja faharoa amin'ny coronavirus i Nepal. Miakatra be ny tahan'ny tratry ny aretina ary tototra ny fotodrafitrasa ara-pahasalamana, miantso fanampiana iraisampirenena i Nepal.

COVID-19 ao Palestina : miaina antsefantsefan'ny tahotra sy ny fanantenana

Mety hanohintohia mivantana ireo olontsotra ao amin'ny Lemak'i Gaza sy ao Cisjordanie ny fiharatsian'ny toedraharaha politika ao Palestina.

Anaty ady amin'ny valanaretina, ‘tonga izao ny fotoana’

"Tsy haiko, saingy tiako ny ho eto, mikiry. Amin-kerimpo. Mahatsikaiky. Angamba aza hadalàna mihitsy. Ary ny manahirana dia ilay finoana hoe mendrika izany fahasoavana izany aho. Angamba mety mahatsapa ny toy izany koa ianao."