Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Novambra, 2022
Nanjohy ny fibitabitahan'ny Fiadiana izay ho Tompondaka Erantany 2022 koa ry zareo Bangladeshis, saingy somary nanahirana kely ny tamin'ity taona ity
Raha eo am-piaingàna ny Fiadiana ny ho Tompondaka Erantany FIFA 2022, i Bangladesh kosa tratry ny tazon'ny baolina kitra, toy ny isaky ny efatra taona.
Mikatsaka ny hanafoana ny fanamelohana ho faty any Singapaoro ny fanentanana ‘Atsaharo ny Famonoana’
"Tsy manana anjara-toerana eo amin'ny fiarahamonina mpikarakara sy marina, izay irin'ny Singaporeana maro, ny fanamelohana ho faty."
[Afaho ny Zanakay Vavy] mampitsahatra ny fandrimbinana (famoràna) fivaviana ao Nizeria
Nizeria no firenena fahatelo voalohany amin'ny FGM, izay miteraka fandatsahan-drà mafy, aretin'ny fivaviana, olana ara-tsaina ary fahasarotana amin'ny fitondrana vohoka ho an'ireo vehivavy tafavoaka velona.