Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Jolay, 2011
Sina: Tsy hatahorana ve ny “pastèque mipoaka”?
Volana vitsy lasa izay dia nilaza ny olana iainan'ireo mpamboly ao amin'ny faritanin'ny Jiangsu ny media sinoa, olana izay nilazan'izy ireo fa mipoaka ny pastèque amboleny vokatry ny fampiasana zezika...