Tanora telo ao Melbourne, aingampanahy ho an'ny maro noho ilay tranonkala fanjohian-dry zareo ny angondrakitra momba ny COVID-19Tanora Aostraliana telo mpitarika amin'ny fampitàna angondrakitra COVID-19 ao AussieMpanoratra Kevin Rennie Nandika avylavitra28 Septambra 2021
Nanosika ny fianakaviana Armeniana ho any amin'ny fahantrana ny COVID-19Maro ny tolo-tanana indray mipalaka nataon'ny governemanta tamin'ny taona 2020Mpanoratra Chaikhana.media Nandika Andriamifidisoa Zo24 Septambra 2021
Nandritra ny fihibohana vokatry ny valanaretina, nitombo be izay tsy izy ny fanararaotana ara-nofo nataon'ireo mpampiasa tamin'ireo mpiasa an-trano tao Hong KongNitera-doza ho an'ireo mpiasa an-trano ny fihibohana nasain'ny governemanta nataonyMpanoratra Hong Kong Free Press Nandika avylavitra22 Septambra 2021
Nahazo alalana avy amin'ireo mpitantana ao an-toerana ny fihaonamben'ireo mpanohitra vakisiny ao TorkiaIzany no fihetsiketseham-panoherana goavana indrindra notanterahan'ny anti-vakisiny ao TorkiaMpanoratra Arzu Geybullayeva Nandika Andriamifidisoa Zo21 Septambra 2021
Azerbaijan: Mipoitra ny fahanginana satria nokendrena ho faty ny mpikambana iray hafa ao amin'ny vondrom-piarahamonina LGBTQ+ Manadihady ilay bilaogera ny manampahefana noho ny fandrisihana an-karihary fankahalana Mpanoratra Arzu Geybullayeva Nandika Liva Andriamanantena21 Septambra 2021
Ny hafainganan'ny siokan'i Nicki Minaj mandiso momba ny vaksiny COVIDTsikaritra ho nanao fandisoam-baovao ary nialana. Mandiso fanantenana sy mampidi-dozaMpanoratra Janine Mendes-Franco Nandika Raveloaritiana Mamisoa20 Septambra 2021
Inona marina no tena sainin'ny vahoaka japoney tamin'ny Olaimpika?Manome hevitra sasantsasany ny Twitter APIMpanoratra Nevin Thompson, Kazuki Ichida Nandika Harentsoa Tsiky Rakotoson17 Septambra 2021
Nanitatra ny fitondrana fanokana-toerana manokana i Azerbaijan Nanitatra ny fitondrana fanokana-toerana manokana hatramin'ny 1 Novambra 2021 i Azerbaijan Mpanoratra Arzu Geybullayeva Nandika Liva Andriamanantena10 Septambra 2021
Mpanao hetsipanoherana ny fanaovana vaksiny, nanao bemidina tao amin'ny haino-vaky-jerim-panjakana, nandrahona mpanao gazetyOlona lavin'ny maro, mitarika fikambanana miaro ny zo tsy hatao vaksinyMpanoratra Filip Stojanovski Nandika avylavitra08 Septambra 2021
Niteraka mahery fon'ny COVID-19 tsy nahy tao Aostralia ny fahadisoan-tsoratra Ken Behrens-CanberransSoratry ny FAVO mampihevaheva kely ny renivohitry ny firenenaMpanoratra Kevin Rennie Nandika Raveloaritiana Mamisoa06 Septambra 2021