Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Novambra, 2007
Web finday sy fanerena fitialiana VIH ny rehetra ao Malawi
Noho ny tolotra vaovao omen’ireo orinasam-piantsoana an-tarobia Malawi Télécommunications Limited sy mpanome antso finday anankiroa dia Telekom Networks Malawi (TNM) sy Celtel Malawi dia afaka mampiditra aterineto any an-trano na...
Brunei : Matavy loatra
Ny mpiblaogy Old Man [Antidahy] dia manontany tena mikasika ny fihanaky ny hatavin'ny mponina any Brunei : « BRUNEI Darussalam is the most obese nation in the Southeast Asian region…....
Indy : Tsy misy toeram-pivalanana
Ny blaogy India Daily dia mitatitra fa tafakatra tahan'isa 80% -n'ny mponina any Indy no tsy mampiasa toeram-pivalanana manara-penitra ara-pahadiovana. Mahakivy ihany izany indrindra raha heverina fa hotanterahina any Indy...
Dôminika : Tazo Denga (tohiny)
Ny blaogy Living Dominica [Anglisy] dia mitantara fa mbola avo ny voka-dratsin'ny tazo denga any amin'ny nosy sasantsasany any Karaïbà. [Ity dia mbola tohin’ilay lahantsoratra efa notaterina teto ihany :...