Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Febroary, 2012
Zeorzia: Fampielezan-kevitra Ao Amin'ny Aterineto Mikendry Ny Pejy Facebookin'ny Filoham-pirenena Rosiana
Miaraka amin'ireo miaramila Rosiana mitoby any amin'ireo faritra mpampisarakan'i Abkhazia sy Ossetia Atsimo, an-jatony ireo Zeorziana mitaky ny fialàn'izy ireo ao amin'ny pejy Facebookin'ny filoham-pirenena Rosiana.
Hongria: Misy Loza Iray Hafa Miforona Mandrahona ny Tontolo Iainana
Ny Oktobra, nitarika loza goavana indrindra teo amin'ny tontolo iainana teo amin'ny tantaran'i Hongria tato ho ato ny firarahana fotaka mena mahafaty avy amin'ny fitahirizana tany Kolontár. Mampifantoka ny saina amina fitahirizana fakon'akora mampidi-doza ny Atlatszo.hu sy ny Greenpeace, any amin'ny vohitr'i Almásfüzitő, izay "mitete tahaka ny spaonjy" ary efa...
India: Sedra Vaovao Hiadiana Amin'Ny Raboka Eran-tany
Nipoaka ny tontolon'ny media Indiana ny herinandro lasa teo noho ireo tatitra avy any Mombai momba ny karazana raboka iray (TDR-TB) tena mahatohitra ny karazana fitsaboana fantatra rehetra. Raha namoaka fanambarana ny Fikambanana momba ny Fahasalamana Eran-tany handàvana ny fomba fiteny TDR-TB, nipoaka ny tontolon'ny bilaogy fa na inona na...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...