Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Jolay, 2020
Sarimiaina hanoherana ireo hevi-diso momba ny valanaretina Ebôlà
Sarimiaina iray ho alefa ho entina miady amin'ireo hevi-diso momba ny fomba fifindràn'ny valanaretina
Esorin'ny Ebôlà amin'ireo Afrikàna ny kolontsainy sy ny soatoavina maha-olona an-dry zareo
Vao mainka mampanalavitra kokoa ny vahoaka amin'ireo manampahefana ireny fepetra henjana ireny. [...] Mahatsiaro ho irery ny vahoaka. Nilaozana. Tonga avy any ny volabe mikararàna, betsaka ny fanohanana tonga , fa mbola miha-mahazo vahana isanandro eny an-kianja ihany ilay valanaretina
Viriosy Ebôlà: nahafaty olona 59 tao Ginea ary manatona an'i Conakry
Ito misy lahatsary manome torohay momba ny fiarovantena tsy ho tratry ny viriosy
Fanaovana sarintanin'ireo tranga Ebôlà 567 tany Ginea, Liberià ary Sierra Leone
Tsy misy ny fitsaboana manokana natao ho an'ilay viriosy izay mitarika taham-pahafatesana avo be tokoa
Ny asa isanandro feno herimpo ataon'ireo siantifika mpiasana laboratoara hiadiana amin'ny Ebôlà ao Liberià
Mitsidika ny tokantranon'ireo olona marary sy ireo ivontoerana natao hikarakarana ny Ebôlà izy ireo, manatsatoka fanjaitra amin'ny lalàndràn'ireo marary izay saro-pantarina ivelany, faran'izay tena mpamindra aretina
Loza mitatao ho an'ny fahalalahan'ny asa fanaovana gazety mandritra ny ady atao amin'ny valanaretina Ebôlà ao Liberià
Indrisy, misy fihetsika marobe ataon'ireo mpiantsehatra avy ao amin'ny governemanta entina hamelezana ny mpampahalala vaovao, indrindra fa mandritra ireny fotoana ireny, nanome toerana tsotra izao ny fitomboan'ny fisalasalàna momba ilay valanaretina, ary vao mainka aza nampitombo tsy misy toy izany ny fandavana eny anivon'ny fiarahamonina.
Ebola mampitahotra: Voafandrika eo amin'ny sisintany iraisan'i Kamerona/Nizeria efa ho 40 ora mahery
Ahoana moa raha marina fa nisy taminay no tonga niaraka tamin'ny otrikaretina [...]? Dia betsaka ny vintana hoe nifindran'ny otrikaretina daholo izahay rehetra... taorian'ny nanibohana anay niaraka, ary dia efa mitondra ny viriosy amin'izao fotoana izao ho any amina ankohonana [...] roanjato samy hafa.
Abaribarin'ny valanaretina COVID ny fitiavantenan'ny tafika amerikàna mitoby ao Okinawa
Nanomboka ny 11 Jolay, tsikaritra tany amin'ireo toby amerikana ao Okinawa ny fifindran'ny valanaretina COVID-19.
Mitombo ny tranga COVID-19 ao Kamerona, mpitondra fivavahana iray milaza fa mety ny raokandrony
Nisy ihany ny fisalasalana rehefa nanao fanambarana ny Arseveka Samuel Kleda avy ao amin'ny arsidiôsezin'i Douala ao Kamerona fa nahita ny itsaboana ny COVID-19 izy tamin'ny Avrily 2020
Olan'ny fahalotoana ao Shina
(Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny 2013. Ny rohy rehetra tsy nasiana fanamarihana manokana dia hitondra anao ho any amina lahatsoratra amin'ny fiteny anglisy)) Ny fanosehan'i Shina mafy ny firoboroboana ara-toekarena...