Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Jona, 2021
Ireo tantara sangany tato amin'ny Global Voices niresahana ny fahamaroam-piainana, raha eo am-pankalazàna ny Andro Erantany ho an'ny Tontolo Iainana izao ny planeta
Fantina amin'ireo tantara tsara indrindra vao haingana tato amin'ny Global Voices manasongadina ny lanja mavesatry ny fahamaroam-piainana sy ireo fanamby ary zavabita marobe vita mifandraika amin'ireny ezaka ireny nanerana izao tontolo izao.
Antoko politika 15 miara-manasonia fifanarahana momba ny zon'ny queer
Antoko politika miisa folo dimy amby (dimy ambin'ny folo) tao Zeorzia no nanao sonia fanambaràna iray manasongadina ny fanoloran-tenany avy hiaro ny zon'ny olona queer izany hoe nisafidy ny sady tsy ho lahy no tsy ho vavy.
Fampitondrana vohoka sa fampamombana ankaterena? Tsy mbola manana fahefana amin'ny vatatenany ny vehivavy peroviana
Taompolo vitsivitsy izay, vehivavy an'hetsiny izay avy amin'ny indizeny, mahantra ary ambanivohitra no noterena ho momba. Amin'izao fotoana dia misy ny fomba hafa hifehezana ny fananahana.