Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Jona, 2012
Shina: Noteren'ireo Mpiasam-panjakana Mpanao Kolikoly Hanala Zaza Nefa Efa Tara Loatra
Nieli-patrana manerana ny fampahalalam-baovao sosialy sy ny sehatra fitorahana bilaogy kiritika ka niteraka fenehoan-kevitra an-katezerana ny sarinà vehivavy iray tao amin’ny faritanin’i Ankang Shaanxi, ao Shina noterena hanala zaza tamin’ny fotoana efa tara. Mpitranga matetika ny karazan-javatra toy izao saingy tsy vitan’ny lalàna sinoa ny manafay ireny fihetsika ireny. Izany...
Pôrtô Rikô : Asa Loha Momba Soso-kevitra Angovo Azo Amin'ny Rivotra
Ny tetikasa "Finca de Viento Santa Isabel" (Sahan-dRivotra ao Santa Isabel), an'ny orinasa iray avy any San Francisco, California, Pattern Energy, dia iray amin'ireo tetikasa marobe [es] amin'ny angovo azo havaozina misanda an-davitrisan-dolara nikasa ny hanomboka ny famokarany amin'ity taona ity ao amin'ilay nosy - ary raha vantany vao vita...
Kiobà : Bilaogera Ampielezana Manameloka Ny “Hetsika Mahery Vaika “ Nahatonga Fahafatesana Renibe Iray
Mitantara momba ilay tranga nahafatesana zokiolona iray tany amin’ny faritra Santa Clara ny faran’ny herinandro lasa teo ireto bilaogy Kiobàna ampielezana roa ireto. Na dia teo amin’ny faha-90 taonany aza ity vaviantitra, nandinika ireo bilaogera fa “herisetra fisaoram-bady” no nahatonga ny fahafatesan’ity farany. Nitantara I Pedazos de la Isla fa:...
Korea Atsimo: Fandrindràm-piterahana Niteraka Resaka Be
Ny 7 May 2012 dia nanambara ny sampandraharaha Koreana misahana ny Sakafo sy ny Fanafody fa ny fanafody fampiasa maika ho fisorohana ny vohoka, fantatra amin'ny hoe morning-after pills, na 'Pilina raisina ny ampitson'iny' dia ho azo jifaina malalaka. Na izany aza, ireo pilina atelina ho fisorohana vohoka izay namidy...
Ny Fivoaran'ny Fiahiana Ara-tsosialy Aty Afrika
Mbola an-dàlana tanteraka ny fametrahana rafitra fiahiana ara-tsosialy ho an'ny ankamaroan'ny firenena aty Afrika. Samy nifidy rafitra iray manokana mifanaraka amin'ny kolotsainy ny governemanta afrikana tsirairay, izay azo lazaina ho nahomby amin'ny ampahany ihany, saingy ny rehetra dia miara-mahatsapa ny filàna ny fiarovana, na faran'izay kely aza, ho an'ireo tena...
Ejipta: Maty Ve I Mubarak?
Maty ve ny filoha Ejipsiana voahongana Hosni Mubarak? Efa tsy voatanisa intsony ny fiverimberenan'ity fanontaniana nivoaka amin'ny fitaovam-pampitam-baovaon'olo-tsotra ity. Toy izao indray no fihetseham-pon'ny mpisera Twitter momba ny tsaho faramparany teo. Araka ny tati-baovao maro, “Matory tsy mahatsiaro saina” i Mubarak. Nivoaka ny vaovao rehefa nivoaka ny didim-pitsarana manameloka an'i...
Kenya : Mahazo Laka Ny Fambolena Eny Andrenivohitra
Ao Kenya, mianatra teknika maro momba ny fambolena sakafo hivelomana sy hamidy ireo mponina, eny fa na dia eny amin'ny toeram-pambolena tery aza. Ho an'ireo olona tsy ampy fidiram-bola na tsy misy mihitsy, ny fambolena any andrenivohitra no mety ho lakilen'ny antoka ara-tsakafony. Ireto lahatsary manaraka ireto dia mampiseho ny...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...