Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Desambra, 2014
Serbia: Ampiakarin'ny Manam-pahefana Fitsaràna Ny Mpikatroka Mafana Fo Iray Mitaky ny Ronono Ara-pahasalamàna
Nihanitombo ny antso ataon'ireo manam-pahefana Serba amin'ireo mpikatroka mafana fo anaty Aterineto mba hohadihadiana. Ankehitriny, voaantso hiatrika fitsaràna ilay mpikatroka mafana fo Marko Živkovic noho ny fitarainany imasom-bahoaka momba ny fehezan-dalàna momba ny ronono, 20 volana lasa izay.