Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Septambra, 2012
Iran: Nampidirina Hopitaly Ilay Mpitarika Ny Green Movement Nofonjaina
Nahiditra hopitaly tamin'ny Alakamisy 23 Aogositra 2012 noho ny "aretim-po" i Mir Hossein Mousavi, mpitarika sangany eo amin'ny Green Movement izay kandidà reformista tamin'ny fifidianana filoham-pirenena nahabe resaka tamin' 2009 ary koa mpitarika ny antoko mpanohitra tamin'ny korontana taorian'ny fifidianana.Noraràna tsy hivoaka ny tranony i Mir Hossein Mousavi nandritra izay 520 andro lasa izay.
Aostralia: Fizarana Rononon-dReny Amin'ny Alalan'ny Aterineto
nahavariana ny sampana fampahalalam-baovao mahazatra sasany ny mikasika ny fizarana rononon-dreny amin’ny alalan’ny tambazotra sosialy ao Aostralia sy ny faritra hafa manerana izao tontolo izao. Ao amin’ny Mama manome ronono...
Bolivia: Oraniôma Radioaktifa Notazonina tao La Paz?
Tamin'ny 28 Aogositra 2012, noraofin'ny fitondram-panjakana boliviana ny vainga, voalaza fa uranium na singa radioaktifa milanja roa taonina izay niainga avy tamina tranon'olona manokana ao amin’ny distrika afovoan'i La Paz,...
Arzantina: “Mpanome Taova Aho Ary Ambarako Amin'izao Tontolo Izao Izany”
Talanjona ny Arzantiniana tamin'ilay vaovao milaza fa nanome taova “voa” ho an'ilay zanany vavy amin'ny batisa, Sonsoles Rey Obligado, izay zanaky ny sipany [vavy] antsoina hoe Maria Paz Novarro ilay mpihira Arzantiniana...