Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Janoary, 2018

Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Janoary, 2018

24 Janoary 2018

Egypta: Nohelohina Ny Renim-pianakaviana Iray Noho Ny Famorany Ny Zananivavy

Tamin'ny 23 May 2008, tao anaty lahatsoratra iray mitondra ny lohateny hoe The Victimization of Egyptian Women and Children (Ny Fanaovana Lasibatra ny Vehivavy sy ny Ankizy Egyptiana) , dia noresahana ny momba an'i Fantasia - tovovavy iray izay nanonofy mba hanana hoavy tsara kokoa ho an'ireo vehivavy Egyptiana....

20 Janoary 2018

Shina, Horonantsary Miresaka Fako Plastika Maneho Ny Olana Ara-Tontolo Iainana

Tohina sy tezitra ny vahoaka shinoa noho ny fampielezana lahatsary fanadihadiana iray miresaka ny fahapotehan'ny tontolo iainana vokatryny indostirian'ny plastika ao Shina.

19 Janoary 2018

Bangladesh: Politika, Politika Hatrany ary Bilaogera

Nibahana teo amin'ny tontolon'ny bilaogy Bangladeshita ny politika.

18 Janoary 2018

Tsy Nankatoavin'ny Antenimiera Ny Fanalan-jaza Ao Shily

Tamin'ireo vato 61 manohana, nanapa-kevitra tsy hankatoa ny fanalàn-jaza ny antenimieram-pirenena ao amin'ny kongresy Shiliana ary nanambara azy io ho "tsy azo ekena". Ny vato 21 kosa dia manohitra ary ny 3 tsy naneho hevitra.

12 Janoary 2018

Arabia Saodita : Vely Karavasy Miisa 1500

Nanameloka ilay dokotera Egyptiana Raouf Amin 15 taona an-tranomaizina sy vely karavasy in-1.500 i Arabia Saodita  noho ny fanomezana ny printsy vavy Saodiana ny fanafody mampiankin-doha raha mbola niasa tany amin'ny hopitaly Saodiana iray izy.

08 Janoary 2018

Ejipta: Finaonaon-tsaka Tsara Indrindra Ho An'ny Filoha Mubarak

Tsy tara amin'ny fanararaotana ny fampiasana ireo fitaovana media sosialy maro eo ampelatanany ireo Ejiptiana. Manisy maso mikasika ny fomba hanetsehana ireo blaogera sy ireo mpampiasa tambajotra i Marwa Rakha mba hanesoana lohateny iray ao anaty gazety mpivoaka isanandro.