Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Jolay, 2019
Mifanamby amin'ny mponiny ny tanàna Espaniola mba hihena 100.000 kg ao anatin'ny roa taona
Nametraka fanamby manokana ho an'ireo mponina ao aminy ny tanànan'i Narón, Espaina, ao amin'ny faritra misy an'i Galicia: very 100.000 kilao ao anatin'ny roa taona. An-dalana ho tratra izany tanjona izany