Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Novambra, 2011
Israely: Ampitahorin'i Netanyahu Hosoloina Dokotera Indiana Ireo Mpianatra Ho Mpitsabo
Taorian'ny volana maro nisianà hetsi-panoherana, Benjamin Netanyahu, Praiminisitra Israeliana dia nanolo-kevitra ny tokony hanoloana ireo mpianatra ho mpitsabo aminà mpiasa vahiny mpila ravinahitra avy any India raha toa ka tsy hita izay marimaritra iraisana amin'izy ireo.Naneho hevitra tany anaty aterineto ireo mpianatra ho mpitsabo, miaraka aminà vazivazy sy esoeso.
#Madagascar : Miroborobo ireo fivarotam-panafody amin’ny sehatra tsy ara-dalàna
Ny filohan'ny komitim-pirenena miady amin'ny varotra fanafody tsy ara-dalàna (CNLCMIM na comité national de lutte contre le marché illicite de médicaments), Rtoa Baovola Rajaosafara no nanao fananambarana fa: La sensibilisation...