Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Febroary, 2010
Japan: Eritreritra manodidina ny fahelana velona
Amin'ny maha-firenena mora antitra azy indrindra manerana izao tontolo izao ankoatra ny fananany taha-pahavelomana avo indrindra, Mila mieritreritra momba ny hatsaram-piainana sy fiaraha-monina mahatsangy no ary indray i Japan. Na...
Arabia Saodita: Niverin-dalana ny fitsaboana ny SIDA
Nanambara ny fikasany hanakatona hopitaly manolo-tena iray any amin'ny Jeddah’s King Saud izay fantatra amin'ny fivatsiany fanafody, amin'ny fitaizana ara-tsaina ary ny fitazomana ny mombamomba ireo voan'ny SIDA ho tsy ambara telo. Taitra ireo mpitoraka blaogy ary miteny fa dingana fihemorana izany.