Tantara mikasika ny Fahasalamàna tamin'ny Oktobra, 2007
Nata Blog : Blaogy avy any ambanivohitr'i Afrika
Ny tantaran'ny Blaogin'ny tanàna Nata na the Nata Village Blog dia isan'ireo tantara lafatra momba izay hery sy ako ateraky ny fandraisan'ny vahoaka avy any Afrika anjara fitenenana eto amin'ny sehatry ny fampahalalam-baovao. Ity blaogy iray ity dia any amin'ny tanàna ambanivohitra antsoina hoe Nata any Bôtsoana. I Nata dia...
Albania : Miverina mifoka sigara sahady indray
Ny mpiblaogy Albanian Blogger dia mitatitra fa tsy misy mpandala sahady intsony ilay lalàna mandrara ny fifohana sigara any Albania vao napetraka tsy ela. Veronica Khokhlova
Trinite sy Tôbagô : Ny vesatry ny HIV/SIDA andavan'andro
Ny blaogy Now is Wow [Anglisy] dia mitatitra ny diany tany amin'ny faritra Atsimon'ny nosy Trinite sy ny fihaonany tamin'ny ramatoa voan'ny otrikaretina HIV/SIDA izay miresaka mazava sy am-pahatsorana izay mombamomba ny fiainany andavan'andro. Janine Mendes-Franco
Dôminika : Tazo Denga
Ny blaogy Living Dominica dia mitantara « ny fiainana ao ambany fiarovan'ny aro-moka » [Anglisy] amin'izao firongatry ny tazo denga [dengue fever | fièvre dengue] any amin'ny nosy Dôminika izao. Nicholas Laughlin
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...