Tantara mikasika ny Zavakanto & Kolontsaina tamin'ny Jona, 2016
Zanj Radio: Onjam-peon'ny Mozika Antserasera Ao Jamaika Miaraka Amin'ny Hafatra Ara-tsosialy
"Tsy vondrona media iray hafa fotsiny ity. Fa vahaolana."
Oniversite Pakistaney Iray Miteny Amin'ny Mpianany ‘Tsy Misy Mahazo Mampiaraka Intsony’
Tohina ny mpianatra avy amin'ny Oniversiten'i Sargodha, Campus an'i Lahore, tamin'ny fiandohan'ny volana lasa teo raha naharay naoty hafahafa avy amin'ny fitantanana ny sekoly: tsy misy mahazo mampiaraka.
Manohana Ara-bola Ny Mozika Rock Tsy Tia Tanindrazana Ny Governemanta Ao Makedoniana Ka Tsy Faly Ny Vahoaka.
Tafiditra ao anatin'ilay fantina ireo sokajy toy ny 'famoronana izay manamafy ny tantaran'i Makedonia" sy "ireo famoronana izay manamafy ny soatoavin'ny fianakaviana ary ireo fianakaviana maro anaka", ilay fantina mozika
Fara-fanànana An'i Holly Betaudier, Lehilahy Iray Nanokana Ny Fiainany Hampiroboroboana Ny Fahasamihafàna Ara-Kolontsaina Tao Trinidad & Tobago
"He created the bridge between successive generations and offered [...] the experiences of many of our early artists who painted the tapestry of life in Trinidad and Tobago!" Namorona tetezana mampifandray ny andiany nisy azy sy ireo taranaka nifandimby izy, [...] ireo zavatra niainan'ireo mpankanto maro tany am-boalohany izay nandoko ny karipetran'ny fiainana tao Trinidad sy Tobago!
Mifampihaika Amin'ny Fomba Famonoana Biby Havadika Ho Hena Ataon'ny Orinasa Ny Fitomboan'Isan'Ireo Mpitia Biby An-Trano
Mbola lavitra i Việt Nam vao ho lasa firenena azo antoka sy namana ho an'ny biby fiompy, saingy efa mitranga ny fiovana.