Vaovao farany Lingua volana Oktobra 2020

The Lingua Project

Miarahaba ny rehetra! Atolotro anareo ny mikasika ny Lingua volana Oktobra 2020.

Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 571 isika, nahasarika mpitsidika 332.450 ary jeripejy miisa 393.984. Nahatratra 258.036 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 259.770 tao amin'ny Twitter.

Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra tamin'ny volana lasa

Songadina

Ireo nitarika tamin'iny volana iny:

Lahatsoratra

Italiana 120
Espaniola 95
Frantsay 66
Rosiana 62
Grika 45

Tsidi-pejy

Espaniola 132.212
Portiogey 40.007
Frantsay 36.679
Japoney 29.934
Italiana 27.953

Mpiondana Facebook

Arabo ar 119.397
Shinoa 42.659
Espaniola es 19.418
Frantsay fr 16.961
Amharic am 8.792

Mpanjohy Twitter

Shinoa 176.371
Arabo ar 41.864
Bangla bn 8.351
Espaniola es 7.522
Frantsay fr 5.532

Misaotra betsaka anareo ry Lingua noho ny fandraisana anjaranareo sy ny fotoana omenareo! Tohizo ny asa goavana !

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter sy Facebook! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua. Mandika teny amin'ny teny ampolony maro izahay! Farany, misorata anarana ao amin'ny vaovaonay mikasika ny Lingua!

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.