Niverina nody ny mpanjaka Saodiana Abdullah bin Abdulaziz omaly alarobia 23 febroary 2001, taorian'ny telo volana nitsaboana tena tany ivelany . Nanomboka tao amin'ny Hopitaly Presbyteriana ao New York ao Etazonia ny fitsaboana azy, ary notohizany tany Maraoka ny fanamafisana ny fahasalamany.
Nanantena fiovana matotra ara-politika sy ara toe-karena ireo Saodiana, nifanojo indrindra tamin'ny fahatongavan'ny Mpanjaka tamin'ny fiaramanidina anefa izany, satria dia nambara tokoa izany vaovao ho amin'ny fanovana izany. Na dia izany aza anefa, diso fanantenana ihany izy ireo, satria bitika ny ankamaroany ka tsy dia nisy fiantraikany tamin'ny mponina maro an'isa.
Mbola tsy ampy izany!
Indreto tora-po na hevitra avy amin'ireo Saodiana diso fanantenana:
يا ترى هل يحتفل الآن بعودته من كان لديه أب أو أخ أو قريب مسجون من غير تهمة ولا محاكمة ؟! ، #saudimataleb الفرح جيد ، ولكن العدل مطلوب أيضا
نتمنى أن تكون الأوامر الملكية المعلنة اليوم مجرد أوامر قديمة متراكمة تنتظر عودة الملك. وأن هناك إصلاحات حقيقية ستعلن قريبا #saudimataleb
#saudimataleb وبمناسبة عودة الملك والمكرمات الملكية ثم البيانات المطلبية أطاب د.عائض القرني بصرف كتاب لا تحزن مجانا لكل مواطن سعودي
Na ahoana na ahoana…Faly izahay fa tafaverina izy!
Etsy ankilany, maro ireo Saodiana izay faly fa tafaverina ny Mpanjaka. Mba hanamarihana izany fotoana izany, dia voaravaka faneva sy saina ny lalana ao amin'ny renivohitra Riyadh, mirary ny Mpanjaka ho salama sy ho tonga soa ny vahoaka. Ankoatr'izany koa dia Saodiana maro no nankany amin'ny seranam-piaramanidina mba hitsena sy hirary azy manokana fa tonga soa izy.
Fankalazana manerana ny Riyadh ary nanao fampisehoana an-danitra ny fiaramanidina miaramila izay nahavariana ny vahoaka. Manao fehitenda ahitana ny loko sainam-pirenena Saodiana ireo mpanolotra amin'ny fahitalavitra amin'ilay fandaharana manokana mitondra ny lohanteny hoe “The Joy of a Nation” “Ny hafalian'ny firenena” ho fanamarihana ny fahatongavan'ny Mpanjaka. Indreto misy tora-po avy amin'ireo Saodiana sasantsasany tamin'ny Tweeter:
@BeeTaz
#kingabdullah #saudiarabia aaalffff 7amdellah 3al salama ♡ http://plixi.com/p/79417396
Tonga soa!
@waa3ad
Tiako izy:”( #KINGABDULLAH http://yfrog.com/hsofncyj
@SaudiiAmerican
7mdelilah 3slaama ya #KingAbdullah, misaotra anao amin'ny zavatra rehetra. N7bk 🙂Tonga soa Mpanjaka Abdullah, ary misaotra anao amin'ny zavatra rehetra; tianay ianao!
Amin'ity sarimihetsika [lahatsary] ity, dia nizara sary tamin'ny fahatongavan'ny Mpanjaka sy ny fankalazana manodidina an'i Riyadh i oeziiL:
http://www.youtube.com/watch?v=9c9-BRkkyy0
والله يبو متعب لو غيابك أطول خذنا السعوديه بيدها وجيناك #OnlyinSaudiArabia #KSA #kingabdullah
@Sarah_AlAyed
#Niverina tamin-pivitrihiana ny Mpanjaka Abdullah manoloana ny vahoaka saodiana Tahiana izy raha niandry ela loatra, ary lasa niandry ny fampandrosoana alf hamdlilah 3ala salamt (misaotra an'Andriamanitra noho ny famonjeny ny) rain’ ny firenena.
@NouraAgeel
الشعوب تحرق انفسها لرحيل رئيسها نحن احترقت قلوبنا شوقاً لعودة مليكنا الله يحفظك لنا #kingabdullahMaimay ny firenen-kafa hanala ny filohany fa ny fonay kosa maimay satria tsy teto en-toerana ela loatra ianao. Hitahy anao anie i Allah.
Ity misy sarimihetsika amin'ny YouTube nataon'i iJihad tamin'ny fiverenan'ny Mpanjaka Abdullah :