Tantara mikasika ny Rosia tamin'ny Septambra, 2016
Taorian'ny Volana Maro Nanoherana, Nandray Vola ihany Nony Farany Ireo Rosiana Mpitrandraka Arintany

Fanoherana naharitra volana iray sy fitokonana tsy hihinana hanina, fa nahazo vola ihany ireo mpitrandraka arintany tao amin'ny faritr'i Rostov no niafaràny.
Ny Herinandro Tato Amin'ny Global Voices Podcast : Korontanina Ny Filaminana
Amin'ity herinandro ity izahay hitondra anay ho any Rosia, Singapaoro, India ary Brezila.
Nilaza Izy Fa Mahatadidy Zavatra Ny Selan'ny Tranon-jaza.’ Fantaro Ny Mpiadidy Vaovao ny Zon'ny Ankizy Ao Rosia

Mino ny "Telegonia", petrakevitra ara-tsiantifika milaza fa afaka mandova ny toetran'ny sakaiza taloha niray ara-nofo tamin-dreniny ny ankizy ny mpiadidy vaovao amin'ny zon'ny ankizy ao Rosia.
Manana Fahavalo Matanjaka Ilay Tsy Mpino An'Andriamanitra Nilalao Pokemon-Go Tany Am-piangonana Ao Rosia

Nilaza ny fiangonana fa tsy "voatery hanao ny famelan-keloky ny Kristianina", na ny "fitiavana kristianina," izy, famin'ny fanazavana fa tsy nangataka ny ilay voalohany [famelan-keloky ny Kristianina] i Sokolovsky ary mitsipaka ity farany [fitiavana kristianina]