Tantara mikasika ny Rosia tamin'ny Jolay, 2018
Rosia: Olona Tompotany any Avaratra
Fomba iray hanombohana hianarana ny fiainana ao amin'ny firenena lehibe indrindra manerantany ny fijerena ny ambin'ireo sary famantaran' i ugraland avy ao Khanty-Mansi Autonomus Okrug (aka Yugra, na Ugra).
Bilaogeran-dahatsary manerantany nifaninana hahazo ny BOBs (fizarana I)
Nisafidy mpifaninana miisa 176 amin'ny sokajy 16 ny BOBs tamin'ny fifaninanana isan-taona izay nokarakarain'ny Deutsche Welle ho an'ny famokarana amin'ny aterineto. Ao amin'ny sokajy famahanana bilaogin-dahatsary, nifaninana hisalotra ny ho tsara indrindra ao amin'ny vondrona misy azy ireo mpandray anjara avy amin'ny faritra samihafa.
Rosia: Mampihisatra ny fandrosoan'ny hafangainam-pandehan'ny aterineto ny manampahefana eo an-toerana ao Kraskovo

Nivory tao Kraskovo, tanàna kely akaikin'i Moskoa ireo Rosiana mpikatroka, mba hitaky ny fitomboan'ny hafangainam-pandehan'ny Aterineto ary hanohitra ny ampihimamban'ny mpanome tolotra aterineto. Niresaka momba ireo fitsipika tsy voafetran-dàlana izay mampihisatra ny fivoaran'ny fidirana amin'ny aterineto malalaka ao amin'ny firenena ihany koa ireo mpikatroka .