Tantara mikasika ny Rosia tamin'ny Aogositra, 2008
Osetia Atsimo:Naka tàhaka an'i Kosovo ve?
Raha nanambara samirery ny fizakan-tenany i Kosovotamin’ny 17 febroary 2008, dia nizarazara be ihany ireo fiorenena maro manerantany ny amin’ny maha-aradrariny na tsia iny fihetsika iny Amin’izao fotoana izao, 45 amin’ireo firenena 192 mpikambana ara-dalàna ao amin’ny Firenena Mikambana no nankato tanteraka ny Repoblikan’i KosovoSinganina amin’izany ny firenena maromaro ao...
Zeorizia, Rosia: Tsy maharo ny siviliny ny fitondrana
Vao tafaverina rehefa nihitsoka tany Zeorizia ny manao gazety Okiraniana Ihor Lutsenko – mampiasa ny anarana LJ igordaily – Ity eto ambany ity ny nosoratany tao amin'ny bolongany (UKR): […] It was difficult to get back. Many of our journalists got stuck there, because there are no return tickets, and...
Rosia: Aleksandr Solzhenitsyn
Nodimandry ny alahady teo ilay efa nahazo ny loka Nobel Haisoratra tamin'ny boky mitondra ny lohateny hoe Tangoronosin'ny golagy(The Gulag Archipelago) dia i Aleksandr Solzhenitsyn. 89 taona izy izao nindaosin'ny fahafatesana izao. Efa misy sahady ny fanehoam-pilazana ataon'ny tontolom-bolongana Rosiana, ka ity ny soratra iray avy amin'ny mpandimby ny mpanoratra...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...