Tantara mikasika ny Rosia tamin'ny Mey, 2020
“Mijanona an-trano izahay androany”: ilay hira faneva tsy nampoizina ho an'ny fihibohana noho ny COVID-19 ao Rosia
Ny "We're staying home today," (Mijanona an-trano izahay androany) hira efa tamin'ny 2017, nohirain'ilay tarika Hadn Dadn avy ao Maosko, no nambabo ilay firenena izay miala am-pitandremana fatratra amin'ny fihibohana